Dika antsoratry ny mpanolotena ato @ amara.org ♪ Nataoko, vitako ♪ [Feon-Kira fampidirana "I Was Here" (Teto Aho)] [Beyoncé] Ny 19 aogositra 2012 fotoana izao hijoroantsika manaova zavatra ho ana olombelona hafa kely loatra ny tsy misy Manomboka amintsika tsirairay io Mamelà marika ary mitenena hoe "I was here." (Teto Aho) mandehana ao amin'ny whd-iwashere.org ary miaraka mampafantatra ny tantarantsika isika ♪ Teto aho. Niaina aho, nitia aho ♪ [Ambonin'ny hira:] Indray andro, hafatra tokana, manao asa ny olona iray miliara ♪ Nataoko, vitako ♪ [Ambonin'ny hira:] ho an'ny tsirairay. ♪ Teto aho ♪ Hahita anao aho izany. (Teto aho Andro Fanampiana Mahaolona 19 Aogositra whd-iwashere.org)