[Script Info] Title: [Events] Format: Layer, Start, End, Style, Name, MarginL, MarginR, MarginV, Effect, Text Dialogue: 0,0:00:15.50,0:00:19.16,Default,,0000,0000,0000,,Olona maro no tonga niteny tamin'i Josafata Dialogue: 0,0:00:19.16,0:00:23.06,Default,,0000,0000,0000,,fa misy tafika goavambe iray manantona hiantsy ady aminy. Dialogue: 0,0:00:23.06,0:00:27.03,Default,,0000,0000,0000,,Rehefa taitra naheno io vaovao io i Josafata dia nandidy Dialogue: 0,0:00:27.03,0:00:29.12,Default,,0000,0000,0000,,fifadian-kanina ho an'ny Jodia iray manontolo. Dialogue: 0,0:00:29.12,0:00:31.96,Default,,0000,0000,0000,,Nisy olona avy amin'ny tanàna tsirairay tao Jodia Dialogue: 0,0:00:31.96,0:00:34.35,Default,,0000,0000,0000,,tonga hifady hanina sy hivavaka miaraka. Dialogue: 0,0:00:34.35,0:00:37.58,Default,,0000,0000,0000,,Singan'ny vondrona lehibe iray izahay ary Josafata Dialogue: 0,0:00:37.58,0:00:40.97,Default,,0000,0000,0000,,nangataka fanampiana an-kitsipo tamin'Andriamanitra. Dialogue: 0,0:00:40.97,0:00:44.42,Default,,0000,0000,0000,,Ary nisy lehilahy iray atao hoe Jahaziela nitsangana sy niteny Dialogue: 0,0:00:44.42,0:00:47.16,Default,,0000,0000,0000,,hoe tsy tokony hitebiteby i Josafata, Dialogue: 0,0:00:47.16,0:00:50.29,Default,,0000,0000,0000,,fa tsy adiny io, fa adin'Andriamanitra. Dialogue: 0,0:00:59.71,0:01:01.71,Default,,0000,0000,0000,,Vao maraina be tamin'izay no nanainga izahay Dialogue: 0,0:01:01.71,0:01:03.71,Default,,0000,0000,0000,,nankany an'efitr'i Tekoa. Dialogue: 0,0:01:03.71,0:01:07.20,Default,,0000,0000,0000,,Nitebiteby mafy izahay fa hifanandrina amin'izany tafika goavambe izany, Dialogue: 0,0:01:07.20,0:01:09.49,Default,,0000,0000,0000,,saingy notenenina izahay mba hanam-pinoana. Dialogue: 0,0:01:09.49,0:01:11.76,Default,,0000,0000,0000,,Efa nivavaka ihany koa izahay. Dialogue: 0,0:01:13.92,0:01:16.40,Default,,0000,0000,0000,,Rehefa tonga teny ambony havoana ny mpialoha làlana mpitsikilonay Dialogue: 0,0:01:16.40,0:01:19.03,Default,,0000,0000,0000,,dia tsy nahita afa-tsy faty niampatrampatra tetsy sy teroa. Dialogue: 0,0:01:21.03,0:01:23.03,Default,,0000,0000,0000,,Hay ireto fahavalo nifandringana izy samy izy ihany. Dialogue: 0,0:01:23.03,0:01:26.22,Default,,0000,0000,0000,,Nandresy i Josafata noho ny vavaka nataony, Dialogue: 0,0:01:26.22,0:01:28.28,Default,,0000,0000,0000,,tsy nila niady akory.